MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Hatramin’ny niantombohan’ny fankalazana ny herinandro maneran-tany ho an’ny fandaharahana dia Tanora mpandraharaha 12 no nahazo tosika avy amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ka nahafahan’izy ireo nampiranty sy nivarotra ny vokatra izay novokariny tetsy amin’ny Village By NextA Andranomena.

#MJs #jeunessemadagasikara #DGJ #deej

CHARGEMENT EN COURS