Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan'ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara, Ramatoa Josiane
Tontosa ny 26 jolay 2023 tao amin'ny kianjan'ny Barea Mahamasina ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa tamin'ny Komity mpikarakara ny Lalaon'ny Nosy (COJI),
Araky ny toromarika avy amin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA dia tonga nidina ifotony any an-toerana ireo ekipan'ny Ministera izay notarihan'ny