MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

All news

Medaly volamena no azony Barea an'i Madagasikara eo amin'ny taranja Football mandritra ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11. Nanontrona ireo
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin'ny sokajy lahy sy vavy eo amin'ny taranja Basketball mandritra ny Lalaon'ny Nosy
Notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano izay mifantina ireo marika azon'ny rehetra jifaina sy amin'ny vidiny
Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon'ny Malagasy teo amin'ny taranja boxe mandritra ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11.
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin'ny sokajy lahy sy vavy eo amin'ny taranja Basketball 3×3 mandritra ny Lalaon'ny
Tontosa ny 27 aogositra 2023 tetsy amin'ny Arena Ivandry ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny seho an-tsehatry ny tanora (dihy
Tontosa ny 25 aogositra 2023 tao amin'ny kianja Barea Mahamasina ny lanonana fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Lalaon'ny Nosy andiany
Notanterahana ny 23 Aogositra 2023 tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny fanolorana fitaovana ara-panatanjahantena avy amin'ny fitondram-panjakana sy fitsofan-drano ireo
Notanterahana ny 20 Aogositra 2023, teo amin'ny kianja BAREA Mahamasina ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboaran'ny Filoha eo amin'ny
Noraisin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, tao amin'ny Kianjan'ny Barea Mahamasina ny faha 9 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy avy niatrika
CHARGEMENT EN COURS