Tanteraka ny hariva teo ny fifanaovan-tsonia ny amin'ny fifandimbiasam-pitantanana teo amin'Andriamatoa TINOKA Roberto Minisitra teo aloha sy Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel
Tsy diso anjara ireo tanora tao amin'ny Faritra Vakinankaratra tamin'ny fitsidihan'ny Tale Jeneraly misahana ny tanora eo anivon'ny Ministeran'ny Tanora
Notanterahin'ny Komity mpikarakara ny lalao ny frankofonia androany 15 Jolay 2021 ny fivoriana virtoaly voalohany nanomezana fanazavana mahakasika ny fanomanana