MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Video mjs

Nandray ny delegasiona avy amin'ny iraka manokana ny vondrona Afrikanina misahana ny tanora izay notarahin-dRamatoa CHIDO MPEMBA Cleopatra ny Minisitry
Noraisin'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny " Journée des médaillés" tao amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 07 may 2023, ireo atleta
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an' Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin'ny biraony teto Ambohijatovo
Nandray ny masoivohon' i Maorisy monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa Marie Noëlle Françoise LABELLE tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny
Tao aorian'ny faritra Analamanga dia anjaran'ny tanora tao Toamasina, Faritra Antsinanana indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan'ny Minisiteran'ny
Tontosa ny Talata 2 may 2023 tao amin'ny Palais des Sports Mahamasina ny fiofanana Lifeskills Fanoitra module 2 sy module
Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny 02 may 2023 ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany eo anivon'ny Antenimierampirenena Tsimbazaza sy teo amin'ny Antenimierandoholona
Notanterahana ny 29 aprily 2023, tao amin'ny kianja Barea Mahamasina, ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety narahina atrikasa mahakasika ny
Ho tanterahina any Maroc ny 10 hatramin'ny 15 may 2023 ho avy izao ny famaranana ny fifidianana izay tanora mpitarika
Notanterahina ny 25 hatramin'ny 27 aprily 2023 tao amin'ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik'asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan'ireo Governora
CHARGEMENT EN COURS