Ny fitondram-panjakana, tarihin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Ntsay Christian, dia manome lanja hatrany ny fanohanana ny atleta malagasy
Nisy ny valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety izay natao tetsy amin’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ao Antsahavola ny
Ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia manome lanja lehibe ny sehatra mifandraika amin’ny diplaomasia ara-panatanjahantena sy ny tanora. Ny