Vaovao samihafa FIHAONAN’ANDRIAMATOA MINISITRA TAMIN’IREO TANORA MPIKATROKA TARANJA SAVATE BOXE FRANÇAISE. Noraisin'ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto tao amin'ny biraony ao Ambohijatovo anio 8 Jona 2021, ireo MAHITSY : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA. Notanterahana anio 6 Jona 2021 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Mahitsy izay ao anatin 'ny Distrika Ambohidratrimo. Tonga GTCF: FANKALAZANA NY FAHA-20 TAONA Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny CONFEJES ary ny delegen’ny GTCF eto Madagasikara dia nanatanteraka hetsika ho an'ny AMA- ACNOA : FIVORIANA AMPITAIN-DAVITRA MOMBA NY RESAKA ADY ATAO AMIN’NY » DOPAGE » HO AN’IREO ATLETA AFRIKIANINA HANDRAY ANJARA AMIN’NY... Ao anatin'ny fanatanterahana ny paikady vaovao izay mitondra ny lohahevitra hoe "Mitarika ny ady atao amin'ny fampiasana fanafody mampatanjaka anaty TARANJA FIBATANA FONJAMBY Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana anio 31 May 2021 ny atleta Malagasy nandeha niady izay ho Tompondakan'i Afrika amin'ny taranja FARITRA ATSIMO ANDREFANA: FANAMPIANA AVY AMIN’NY MINISITRA « COACH » Tonga nisaotra ny mpiasan'ny fahasalamana izay mandray an- tanana ny mararin'ny valan'aretina covid-19 ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena no TOLIARA: KIANJA MANARAPENITRA « MAITRE KIRA » Taorian'ny fitsidihina ny kianja mitafo tao Toliara dia tonga nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra "Maitre Kira" ihany TOLIARA: FANANGANANA KIANJA MITAFO MANARAPENITRA Nidina ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny Kianja manarampenitra taoToliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Robertoizay LALAO FAMARANANA NY FIFANINANANA « HAY TAKY HAVORIA » Ao anatin'ny hetsika nokarakarain’ny Havoria ny lalao "Hay Taky havoria", izay natao omaly zoma 28 Mey 2021 nanomboka tamin'ny 9 PBF: FIVORIAN’NY KOMITY MPITANTANA Tontosa androany ny fivoriana nataon'ny Komity mpitantana ny PBF (Fonds pour la consolidation de la paix ) izay nanaovana tomban'ezaka « Previous 1 … 85 86 87 88 89 … 208 Next »