Tafiditra ho mpikambana ao amin'ny birao maharitry ny " Association Mondiale Antidopage " i Madagasikara amin'ny alalan'Atoa MAMOD'ALI Hawel, Minisitry
Notontosaina anio asabotsy faha-11 desambra tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fididianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja tennis.
Notanterahina omaly tolakandro, tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona Malagasy ny Muay-Thaï (FMMT). Kandida
Notontosaina androany 5 desambra tao amin’ny Restaurant Le Pavé Antaninarenina ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiaona Malagasy ny Handball. Fifidianana