Notontosaina ny11 oktobra 2022 tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny FIBA AFRICA REGIONAL YOUTH CAMP,
Notanterahina ny 30 septambra 2022 tao amin'ny Academie Nationale des Sports Ampefiloha ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo mpanabe ara-panatanjahantena teo
Ny 21 septambra lasa teo no natokan’ny firenenana mikambana ho fankalazana ny andro iraisam-pirenenana ho an’ny fandriampahalemana. « FAMPITSAHARANA NY
Ny 21 septambra 2022 no andro natokana hanamafisana ireo foto-kevitra manodidina ny fandriam-pahalemana sy ny tsy fanaovana herisetra izay notanterahana