Tontosa ny 21 febroary 2023, teto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian'ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao
Noraisin'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin'ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ny faha 17 febroary 2023, ny ekipam-pirenena ANKOAY izay niatrika ny fiadiana
Araka ny fampanantenana nataon'ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena ireo mpanao fanatanjahantena Malagasy, dia nanainga ho any Chine tamin'ny herinandro