Tonga nitsidika tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny tompon'andraikitra avy amin'ny FIFA mahakasika ny baolina kitra an-tsekoly,
Nandray ireo solontena avy amin'ny firenena mikambana (Nations-Unies), ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny
Notontosaina ny 02 Jona 2023, teo amin’ny Lapan’ny tananan'Antananarivo ny fanombohana ny fankalazana ny faha-63 taona namerenana ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara
Tonga nanao tatitra teny amin'ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza mahakasika ny zava-bitan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian'ny nanendrena azy ny
Notanterahana ny 27 may tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny lanonana fanokafana ny fihaonamben'ny Karate Malagasy izay mifanindran-dalana amin'ny fiadiana