Toutes les actualités LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA FOOTBALL Medaly volamena no azony Barea an'i Madagasikara eo amin'ny taranja Football mandritra ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11. Nanontrona ireo LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BASKETBALL Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin'ny sokajy lahy sy vavy eo amin'ny taranja Basketball mandritra ny Lalaon'ny Nosy SPORT 2000 : MAGAZAY VAOVAO NOSOKAFANA ETO MADAGASIKARA Notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano izay mifantina ireo marika azon'ny rehetra jifaina sy amin'ny vidiny LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BOXE Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon'ny Malagasy teo amin'ny taranja boxe mandritra ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11. LALAON’NY NOSY 2023: TARANJA BASKETBALL 3×3 Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin'ny sokajy lahy sy vavy eo amin'ny taranja Basketball 3×3 mandritra ny Lalaon'ny LALAON’NY NOSY:« VOLET JEUNESSE » Tontosa ny 27 aogositra 2023 tetsy amin'ny Arena Ivandry ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny seho an-tsehatry ny tanora (dihy LALAON’NY NOSY: FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY Tontosa ny 25 aogositra 2023 tao amin'ny kianja Barea Mahamasina ny lanonana fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Lalaon'ny Nosy andiany LALAON’NY NOSY 2023: FAMPITAOVANA IREO ATLETA MALAGASY Notanterahana ny 23 Aogositra 2023 tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny fanolorana fitaovana ara-panatanjahantena avy amin'ny fitondram-panjakana sy fitsofan-drano ireo FOOTBALL: FAMARANANA NY FIADIANA NY AMBOARAN’NY FILOHA Notanterahana ny 20 Aogositra 2023, teo amin'ny kianja BAREA Mahamasina ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboaran'ny Filoha eo amin'ny LALAON’NY FRANKOFONIA: FANDRAISANA IREO DELEGASIONA Noraisin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, tao amin'ny Kianjan'ny Barea Mahamasina ny faha 9 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy avy niatrika « Previous 1 … 39 40 41 42 43 … 208 Next »