Nifarana ny sabotsy 12 jolay tao amin'ny Gymnase SOAFENO Antsiranana ny fihaonamben'ny tanora nokarakarain'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy
Mitohy ny fanatanterahana ny fihaonamben’ny tanora ho an’ny faritanin’Antsiranana. Tafiditra anatin’izany fihaonana izany ny hetsika Tanora Mandrafitra ny Ho Avy,