MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Evenement mjs

Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny komity Olaimpika Malagasy, Andriamatoa
Nandray ny solontenan'ny klioban'ny Stef'auto Atsinanana tao amin'ny toeram-piasany ao Ambohijatovo, ny 24 febroary 2023 ny Minisitry ny Tanora sy
Tontosa ny 21 febroary 2023, teto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian'ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao
Niainga ny17 febroary 2023 ihany koa ireo andiany faharoa amin'ireo atleta hisitraka fiofanana any Chine izay fampanantenana nataon'ny fitondram-panjakana mahakasika
Noraisin'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin'ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ny faha 17 febroary 2023, ny ekipam-pirenena ANKOAY izay niatrika ny fiadiana
Araka ny fampanantenana nataon'ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena ireo mpanao fanatanjahantena Malagasy, dia nanainga ho any Chine tamin'ny herinandro
Taorian'ny fitsenana tamin'ny fomba makotrokotroka nataon'ny vahoaka Malagasy an'ireo mahery fontsika ny alahady faha 05 febroary 2023 lasa teo, dia
Nigadona ny faha 05 Febroary 2023 tamin'ny 1h30 tolakandro teny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ny ekipam-pirenena Malagasy BAREA izay niady sy
Tanora mahery ny dimanjato sy arivo no tonga niofana mahakasika ny LIFESKILLS FANOITRA (module 1: culture de vision), atolotry ny
Mizotra araka ny tokony ho izy ny voin-kava mahatratra izay tanterahina ao amin'ny Faritr'i Menabe ho fanohanana ireo mponina ao
CHARGEMENT EN COURS