par Dsimjs | Août 30, 2021 | Non classé
Feno ny fandaharam-potoana nentina namaranana ny fidinana ifotony izay nataon-dRamatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra lefitra misahana ny tanora tao Maroantsetra. Nisy ny dinika niarahany tamin’ireo Ben’ny Tanana rehetra miisa 20 mandrafitra ny...
par Dsimjs | Août 30, 2021 | Non classé
Notanterahina omaly 26 Aogositra 2021 ny fankalazana Rezionaly ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora ho an’ny Faritra Analanjirofo. An-kafaliana sy an-karavoana tanteraka no nandraisan’ireo tanora ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Ramatoa...
par Dsimjs | Août 25, 2021 | Non classé
Noho ny resaka nandeha mikasika ny fandehanan’ny atleta manana fahasembanana hamonjy ny « jeux paralympiques » any Tokyo ny 24 Aogositra 2021 hatramin’ny 05 Septambra 2021 izao dia nisy ny valan-dresaka niaraka tamin’ireo mpanao gazety izay...
par Dsimjs | Août 25, 2021 | Non classé
Notanterahina anio Alatsinainy faha 23 Aogositra 2021 tao amin’ny ANS Ampefiloha ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety nokarakarain’ny ASIEF (Association Sportive interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires) mikasika ny...
par Dsimjs | Août 23, 2021 | Non classé
Tanteraka androany Alatsinainy 23 Aogositra 2021 ny fananganan-tsaina voalohany teto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nitsanganan’ny Governemanta vaovao sy ny nandraisan’Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel...
par Dsimjs | Août 23, 2021 | Non classé
Taorian’ny fitokanana ny kianja manarapenitra filalaovana tsipy kanetibe » FITARATRA 2023″, tao Tongarivo, kaomina Tanjombato, ny zoma lasa teo dia nisy avy hatrany ny fifaninanana « Festival de Pétanque Grand Open Analamanga ». Niisa 252 ireo ekipa olona...