MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

U-REPORT MADAGASIKARA

Ry tanora 14-30 taona, efa azonao atao ny misoratra anarana ho « U-Reporter», sehatra iray ahafahan’ny tanora mitondra ny feony amin’ny lohahevitra maro mahakasika azy ireo. Alefaso SMS @ 301 ny « ureport » dia araho ny toromarika. Hafatra maimaimpoana...

« Ny fahalanian’Atoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO ho filohan’ny federasiona afrikanina ny Judo dia tena zava-dehibe ho an’ny taranja Judo manokana ary voninahitra lehibe ho an’i Madagasikara. Ny tontolon’ny Fanatanjahantena amin’ny...
CHARGEMENT EN COURS