par Dsimjs | Nov 24, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nitarika ny fananganan-tsaina ny alatsinainy 24 novambra tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny minisitra RASAMBANY Alain Désiré. Nanotrona izany ny Sekretera Jeneraly, ireo Tale Jeneraly sy Tale isan-tsokajiny, ary ny Tale Jeneraly...
par Dsimjs | Nov 24, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahina tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny 21 Novambra 2025 ny fivoriana voalohany ho fanavaozana ny Politika Nasionaly momba ny Tanora (PNJ). Tanora avy amin’ny fikambanana sy vondrona isan-karazany no tonga maro namaly ny antso sy...
par Dsimjs | Nov 18, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Mandray anjara amin’ny fihaonambe iraisam-pirenena mahakasika ny fiovaovan’ny toetrandro ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, RASAMBANY Alain Désiré izay tanterahina any Belém Brésil. Zava-dehibe ho an’ny tanora ny fandraisana anjara satria manana anjara...
par Dsimjs | Nov 17, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nihaona tamin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Alain Désiré RASAMBANY, ny zoma 14 novambra 2025 tao Ambohijatovo ny filohan’ny CAF (Confédération Africaine de Football) teo aloha, Andriamatoa Ahmad Ahmad. Fifampizarana traikefa amin’ny maha...
par Dsimjs | Nov 13, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Haverina amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy fanatanjahantena tanteraka ny fitantanana ny kianja Barea. Hitohy araka izany ny asa mifandraika amin’ny fepetra avy amin’ny Kaofederasionina Afrikanina miandraikitra ny baolina kitra na ny CAF. Ny...
par Dsimjs | Nov 10, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nitsidika ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Alain Désiré Rasambany, ny zoma 7 novambra 2025 tao Ambohijatovo ny solontenan’ny EISA na ny «Institut Électoral pour une Démocratie Durable en Afrique » miasa sy monina eto Madagasikara. Manamarika...