MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

AFROBASKET U18: SOKAJY LEHILAHY

MADAGASCAR  54 / 81  EGYPTE Miarahaba ny ekipan’i EGYPTE sokajy lehilahy ary ny ekipan’i MALI sokajy vehivavy voahosotra tompondakan’i Afrika nandritra ny fiadiana ny Afrobasket U18, izay natao ny faha 04 hatramin’ny 14 Aogositra 2022. Tonga...

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA : 12 Aogositra

Tamin’ny 17 Desambra 1999 no nankatoavina tao amin’ny fivoriamben’ny firenena mikambana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora ny faha-12 Aogositra mba: – hahafahan’izy ireo mampita ny hetahetany amin’ny fampandrosoana. –...

MAHAJANGA: FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Notanterahana tao Mahajanga ny 09 hatramin’ny faha 11 Aogositra 2022 ny fampiofanana mahakasika ny « Life Skills Fanoitra » na ny fahalalana fototra ho entina mahomby eo amin’ny fiainana ho an’ny Tanora. Tanora avy amin’ny distrika 18 eto...

FIHAONAN’NY BAREA BEACH SOCCER TAMIN’NY FILOHAM-PIRENENA

Nandritra ny fandalovan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao Mahajanga, dia nandray ireo mpilalao baolina kitra izay mandrafitra ny ekipam-pirenena Beach Soccer ny tenany Tamin’ny fandraisam-pitenenana izay nataony no niarahabany ireto mpilalao izay nitondra...
CHARGEMENT EN COURS