All news ATRIKASA HAMARITANA NY PAIKADY ENTI-MAMPIROBOROBO NY TANORA ETO MADAGASIKARA Nanomboka anio 13 septembre 2021 ny atrikasa hamaritana ny paikady enti-mampiroborobo ny tanora eto Madagasikara izay niompana tamin'ny famolavolana ny FARITRA DIANA: FIOFANAN’NY JUNIOR REPORTERS CLUBS Mizotra araka ny tokony ho izy ny fampiofanana ireo Junior Reporters Clubs miisa 30 mianadahy. Ampiofanina azy ireo mandritra izany VALAN-DRESAKA MAHAKASIKA NY FIFANINANANA ADY SISIKA HO AN’NY TANORA Nanatanteraka valan-dresaka tao amin'ny Le Centell Hôtel & Spa omaly 10 Septambra 2021 ny Ministra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa MENABE CONNEXION : FANOKAFANA NY HETSIKA MIARAKA AMIN’NY MINISITRY NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA NO SADY FILOHAN’NY FIKAMBANANA. Tonga nanokatra ny hetsika izay karakarain'ny fikambanana Menabe connexion ny 10-11-12 Septambra 2021 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena FARITRA DIANA : FAMETRAHANA NY JUNIOR REPORTERS CLUBS (JRC) Tanterahana ao Antsiranana, renivohitry ny Faritra Diana ny 6 hatramin'ny 11 septambra 2021 ny fametrahana sy fampiofanana ireo JRC miisa TARANJA HAZAKAZAKA: FIADIANA IZAY HO TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA. Vita androany 05 septambra 2021 ny Fiadiana izay ho tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny Taranja Athlétisme teny amin'ny kianja Alarobia. Voalohany KIANJA BAREA MAHAMASINA Antsika Malagasy rehetra manerana an'i Madagasikara ny Kianja BAREA. Tokony ho saro-piaro isika amin’ny fitandroana ity fotodrafitrasa lehibe ity, satria FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY « PROJET TANORA » Natomboka androany 3 Septambra 2021 tamin'ny fomba ofisialy ny "Projet Tanora", tetikasa natao hamolavolana ny tanora ho mpitondra fiovana amin'ny FAHATONGAVAN’I SAMUEL ETO’O ETO MADAGASIKARA Anio 01 septambra 2021 no nigadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ilay kitan'ny Baolina kitra kameroniana fanta-daza maneran-tany tao amin'ny klioba Vers une reforme de la Gouvernance sportive « Previous 1 … 80 81 82 83 84 … 208 Next »