Andao hankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena par Dsimjs | Juin 17, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra Ny 28, 29 ary 30 jona ho avy izao no hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena. Andao hitaiza vatana amin’ny alalan’ny fanatanjahantena : vatana salama, saina matsilo, antoky ny fampandrosoana.