MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Notanterahina ny alatsinainy 5 may 2025 teny amin’ny Hotely Colbert, Antaninarenina, ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah, sy ny Tale Jeneralin’ny orinasa BET 261, Ramatoa Mariama Badji.

Voarakitra anatin’ity fifanarahana ity ny fanohanana ara-bola mitentina 100 tapitrisa ariary isan-taona, izay natokana ho fampandrosoana ny fanatanjahantena sy ho fampivelarana ny tanora eto Madagasikara.

CHARGEMENT EN COURS