MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano izay mifantina ireo marika azon’ny rehetra jifaina sy amin’ny vidiny mirary. Ny Sport 2000 dia manolotra karazana fitaovana avo lenta avy amin’ny marika iraisam-pirenena ho an’ny taranja ara-panatanjahantena maro samihafa.

Tonga nanome voninahitra ny lanonana sy nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA

CHARGEMENT EN COURS