MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon’ny Malagasy teo amin’ny taranja boxe mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11.

Nanatrika sy nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sady Minisitra mpiahay azy ity taranja ity.

CHARGEMENT EN COURS