MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tonga nitsidika ara-pomba ofisialy ny Préfet an’i Morondava sy ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra Menabe ny delegasiona avy eto amin’ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy, ny 13 Jolay 2023.

Voaresaka nandritra izany ny fanomanana sy fandinihana manokana ary ny fiaraha-miasa hapetraka manomboka amin’ny fanomanana hatramin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora na ny JIJ izay hotanterahana any Morondava ny 12 Aogositra 2023 ho avy izao.

CHARGEMENT EN COURS