MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nanatanteraka fitsidihana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 19 jiona 2023 ny solontena mpisolo-toerana eo anivon’ny UNFPA, Ramatoa Miranda TABIFOR izay solontena avy amin’ny Masoivohon’ny firenena mikambana.

Voaresaka nandritra izany ny fivoaran’ny fiara-miasa sy ny ho fanatsarana ny fifandraisana efa misy eo amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny UNFPA.

CHARGEMENT EN COURS