FANKALAZANA NY ANDRO MARENANTANY HO AN’NY FANATANJAHANTENA HO AMIN’NY FAMPANDROSOANA SY NY FILAMINANA. par Dsimjs | Avr 24, 2023 | Dircom Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana. Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.