MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Aviron na ny mpivehy laka miamboho, Andriamatoa MOUHIDINE Mohamad, ny 13 aprily 2023.

Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ny fifaninanana Beach Rowing Sprint izay hiarahana amin’ny African Rowing, hatao ny 12 hatramin’ny 19 aogositra 2023 izao any Mahajanga izay andraisan’ny firenena Afrikanina miisa 5 anjara toy an’i Ouganda, Somalie, Namibie, Djibouti ary i Maldives.

CHARGEMENT EN COURS