MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nanatanteraka fitsidihina tamin’ny fomba fanajana an’ Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena ireo solontenan’ny Association MMA izay tarihin’ny Filohany, Andriamatoa Luc ANDRIAMABAHOAKA.

Fanamafisana ny fiaraha-miasa sy ny fanomanana ireo lalao iraisam-pirenena toy ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika izay atao any Angola ny volana May ho avy izao sy ny fiadiana ny tompondaka eran-tany hatao any Abu Dhabi ny volana Aogositra izao no isan’ny votoatin-dresaka nandritra ity fihaonana ity.

Nampahafantatra ihany koa izy ireo ny fisian’ny vondrona toy izao izay anisany mitondra avo ny voninahim-pirenena eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena.

CHARGEMENT EN COURS