MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nandritra ny fitsidiham-paritra izay nataon’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao Toliara dia anisan’ireo toerana notsidihany ihany koa ny tao amin’ny Oniversite Maninday ny faha 13 martsa 2023.

Nandritra izany dia nitafa sy nidinika niaraka tamin’ireo tanora teny Maninday ny tenany ary nampanantena amin’ny fanarenana ity kianja « football à 7 » ity sy fananganana « salle de musculation ».

CHARGEMENT EN COURS