MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nanatanteraka fanadiovana faobe tao an-tampony tanànan’i Toliara taorian’ny fandalovan’ny rivodoza FREDDY, ny 10 Martsa 2023 ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Atsimo Andrefana sy ireo solontenan’ny fikambanan’ny tanora ao an-toerana.

Nandritra izany dia tonga nankasitraka ireo rehetra naneho firaisan-kina sy nandray anjara ary nitondra fanampiana ho fanadiovana ny tanàna vokatry ny fandalovan’ny rivodoza ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA notronin’Andriamatoa MAHATANTE Paubert, Minisitry ny Jono sy ny Toekarena manga.

CHARGEMENT EN COURS