MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Mizotra araka ny tokony ho izy ny voin-kava mahatratra izay tanterahina ao amin’ny Faritr’i Menabe ho fanohanana ireo mponina ao an-toerana vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza CHENESO.

Tonga tao Morondava araka izany ny fanampiana avy amin’ny BNGRC.

Tonga tao an-toerana ihany koa ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, nifanome tanana ary niaraka tamin’ny Minisitra mpiahy Andriamatoa TINOKA Roberto, ny Sénateur de Madagascar ary ny Solombavam-bahoaka nizara ny fanampiana sy nankahery ireo tra-doza.

CHARGEMENT EN COURS