MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Notontosaina ny 29 hatramin’ny 30 Jolay 2022, tetsy amin’ny Kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja « Teqball ».

Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany, ireo Tale isan-tsokajiny eo anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, nisolotena an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto.

CHARGEMENT EN COURS