MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tontosa ny faha- 10 Jona 2022 tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Boxe, izay notanterahina mandritra ny telo andro ny faha-10 hatramin’ny 12 Jona 2022 izao.

Tonga nanotrona izany ny Tale Jeneralin’ny ANS, Andriamatoa RABARINALA Thierry, izay nisolotena an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ity fifaninanana ity.

CHARGEMENT EN COURS