MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Mitohy ny fidinana ifotony.

Mandalo ao Fianarantsoa indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.

Tao anatin’izany dia nihaino ny hetahetan’ny mpiara-miasa, nijery ireo fotodrafitrasa mila fanamboarana.

Noho izany, dia nanolotra fitaovana ara-panatanjahantena toy ny baolina foot sy basket ary jeu de maillot izy ary nisitraka izany avokoa ireo District 7 ao Matsiatra Ambony.

Nanolotra Vary 1 tonne ihany koa ho an’ireo mpiara-miasa. Ary nanome fanampiana ara-bola ihany koa ho an’ireo Tanora hamboly hazo amin’ny asabotsy izao. Ary nanome hafatra ho an’ireo Tanora niofana teo an-toerana.

 

CHARGEMENT EN COURS