MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tanora miisa 310 ao amin’ny renivohi-paritr’i Diana no misitraka fampiofanana « Informatique » izay karakarain’ny Conseil Communal de la Jeunesse Antsiranana. Tonga nijery ifotony izany ny mpikambana amin’ny Kabinetran’ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora, Atoa Mahery Ramanantoanina, ka nitondra fampitaovana sy nankahery ireo tanora.

Ankasitrahana ny CCJ Antsiranana, loha-laharana hatrany amin’ny fampandrosoana ny tanora .

#MJS #jeunessemadagasikara #DGJ #DRJS #CCJ

 

CHARGEMENT EN COURS