MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nahafaly ahy ny nandray ireo tanora 7 hisolo tena an’i Madagasikara any Estonie amin’ny Fifaninanana iraisam-pirenena momba ny Robotika.

Isaorana ny Stem 4 Good izay nampiray ireto tanora avy amin’ny faritra isan-karazany eto Madagasikara.

Hanampy azy ireo ny Minisitera ary mirary azy ireo hitondra avo ny voninahi-pirenena.

CHARGEMENT EN COURS