MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nanatanteraka valan-dresaka tao amin'ny Le Centell Hôtel & Spa omaly 10 Septambra 2021 ny Ministra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa Juliana RATOVOSON, mahakasika ny fifaninanana ady sisika na "concours de plaidoyer" ho an'ny fisitrahan'ny Tanora ny zony amin'ny fahasalamana, indrindra ny amin'ny fandrindram-piterahana.

Raki-tsary 3 minitra no hitondran'ny Tanora ny feony, manentana sy mamporisika ireo Tanora namany ny amin'ny fandrindram-piterahana.

Araho ao amin'ny pejy facebook "concours de plaidoyer FGE à Madagascar" ny andinindininy.

CHARGEMENT EN COURS