Ry tanora 14-30 taona, efa azonao atao ny misoratra anarana ho "U-Reporter», sehatra iray ahafahan'ny tanora mitondra ny feony amin'ny lohahevitra maro mahakasika azy ireo.
Alefaso SMS @ 301 ny "ureport" dia araho ny toromarika.
Hafatra maimaimpoana amin'ny Tambazotra Orange, Airtel ary Telma.
Ry Tanora, manan-danja ny feonao.
#Ma_Voix_Compte
#ureportMDG
#UNICEF
U-REPORT MADAGASCAR
Vous êtes jeunes entre 14 à 30 ans, vous pouvez vous inscrire pour être "U-Reporter",
"U-report"un plateforme qui permet aux jeunes de faire entendre leurs voix sur des sujets intéressants qui leur concernent au quotidien.
Pour s'inscrire, envoyer "ureport" par SMS au 301, après suivez les instructions.
Service gratuit pour les opérateurs Orange, Telma et Airtel.
Chers jeunes, votre voix compte.
#Ma_Voix_Compte
#ureportMDG
#UNICEF

