MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Notontosaina ny Zoma faha 16 oktobra 2020 tao amin'ny hotel Centell Antananarivo ny fizarana narahim-pankatoavana ny tatitra ôfisialy ny fanisana sy fandalinana ireo mpiantsehatra amin'ny fandraharahan'ny tanora, izay fiaraha-miasa ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny Instat, ary ny PNUD ao anatin'ny programa "YouthConnekt Madagasikara".
Maherin'ny 400 ireo mpiantsehatra nanaovana fanadihadiana izay natomboka tamin'ny Faritra Analamanga sy Androy. Koa aorian'ny fanitsiana farany izay hatao, ny vokatra ofisialy ny "cartographie" dia hozaraina mandritra ny fanombohana amin'ny fomba ôfisialy ny "Youthconnekt Madagasikara Fanoitra" ny faha 30 oktobra izao.

CHARGEMENT EN COURS