Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ny UNFPA par Dsimjs | Oct 15, 2020 | Non classé Noho ny fangatahan'ireo tanora te handray hanjara dia hitarina hatramin'ny alatsinainy 19 oktobra ny farany fanaterana ny dossier eny amin'ireo Biraon'ny Talem-paritry Tanora sy ny Fanatanjahantena.Mankasitraka indrindra.