MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tonga eto Madagasikara Andriamatoa Dingam HONON-HORBE. Tomponandraikitra misahana ny fandaharan’asa ho an’ny tanora ao amin’ny CONFEJES.

Hamita iraka eto an-toerana mandritra ny hadimiana izy, manomboka ny 7 hatramin’ny 11 avrily. Hiompana amin’ny fampiofanana ireo mpitarika « encadreurs » mahakasika fomba ho enti-mampiroborobo ny sehatry ny fandraharahan’ny tanora no anton-diany.

Nitarika ny ekipan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, nitsena ny vahiny, ny Tale Jeneraly mpisolo toerana, Rajohanesa Harinirina Brice .

CHARGEMENT EN COURS