MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Nandalo tao Mananjary ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.

Niara-nivory avy hatrany tamin’ireo tompon’andraikitra teo an-toerana : ny Solombavambahoaka, ny préfet, ny governora sy ireo solontenam-panjakana hafa.

Nijery ireo fahavoazan’ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena sy ny fomba hanarenana azy haingana.

Namangy ireo mpiara-miasa eny an-toerana ihany koa eo anivon’ny DRJS izay lasa traboina avokoa. Koa, nanolotra azy ireo vary gony 1 avy, jiro amin’ny herin’ny masoandro ary baolina ho an’ny tanora.

Mila ezaka be ny fanarenana an’i Mananjary. Manentana antsika hifanome tanana sy hifanampy. Mitohy hatrany Manakara sy Vohipeno ny dian’ny Minisitra.

 

CHARGEMENT EN COURS