MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tsara ny vokatra ho  an'i Madagasikara eo amin'ny fifaninanana amin'ny taranja Rugby izay atao any Nairobi,  Kenya satria dia nahazo fandresena izy ireo tamin'ny lalao voalohany natao androany.  

Teo amin'ny "Rugby Africa Women's Cup" dia nivoaka mpandresy  ny Makis Seniors Vehivavy  tamin'ny isa 27 - 15 nanoloana an'i Lionesses Kenya .

Ny Makis lehilahy U20 kosa dia nandavo an'i Sénégal tamin'ny isa 34-03 ao anatin'ny " Barthès Trophy".

Alefa Makis

Alefa Madagasikara

CHARGEMENT EN COURS