MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Voasokajy anisany ekipa tsara fanafihana (Meilleure attaque) ny Barea,raha ny filaharana navoaka taorinan'ny fahavitan'ny lalao andro faha-4 amin'ny fiadiana ny tapakila ahafahana manao CAN 2022.

Laharana faharoa mitovy amin'i Senegaly sy Marôka, I Madagasikara, samy nahatafiditra baolina 9 avokoa tamin'ireo lalao 4 natao. I Alzeria no mitana laharana voalohany,ary I Tonisia no eo amin'ny laharana fahatelo

Alefa Barea

CHARGEMENT EN COURS