Lalao miverin’ny Barean’I Madagasikara sy ny Elefantan’i Cote d’Ivoire par Dsimjs | Nov 18, 2020 | Non classé Nisaraka ady sahala 1-1 ny lalaon'ny Barean'i Madagasikara sy ny Elefantan'i Côte d'Ivoire. Samy manana isa 7 avokoa ny ekipa roa Tonta. Mbola misy lalao 2 sisa miandry an'i Barea, izay hotanterahina amin'ny taona hoavy. Alefa Barea