MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

2 sy 1 ny isa nisarahan'ny Elefantan'i Cote d'ivoire sy ny Barea nandritra ity andro fahatelo amin'ny fiadiana tapakila hanaovana CAN ity.Raha ny filaharana vonjimaika dia samy manana isa 6 avokoa ny ekipa roa tonta,saingy mbola manana tombony amin'ny baolina tafiditra ny Barea.

Amin'ny 17/11/20 indray ny lalao miverina.

Alefa Barea!

 

CHARGEMENT EN COURS