MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Tsy afa-misaraka amin'ny fampandraisana andraikitra ny tanora ny fampandrosoana ny firenena.

Noho izany nandroso vahaolana amin'ny ady atao amin'ny tsy fanjariana ara-tsakafo aty atsimo ny Minisiteran'ny tanora sy ny fanatanjahantena izay tantanin'Atoa TINOKA Roberto nampiditra ato anatin'ny fandaharan'asa "Pole-emploi jeune " ny fambolena balahazo(mangahazo) sy ny famadihana izany ho GARI, izay sakafo ara-pahasalamana sy be otrikaina.

Velaran-tany mirefy 9 Ha ao amin'ny Kaominina Maroaloke, Antaritarike sy Talaky-bas no ho volen'ny tanora balahazo. Hisy fampitaovana milina hoan'ireo kaominina ireo hahafahana mamadika ny vokatra azo ary hanamparitahana an'izany manerana an'i Madagasikara.

CHARGEMENT EN COURS